Difference between revisions 496793 and 499329 on mgwiki'''二''' dia kanji ampiasain'ny fiteny sinoa, ny fiteny koreanina, ary ny fiteny Japoney. Ao amin'ny teny Japoney, ity kanji ity dia voasokajy anaty sokajy kanji lazaina hoe ''toyo kanji'' na kanji fampiasa. <br /> Ny toyo kanji dia sokajy isian'ny kanji fampiasa rehetra amin'ny teny Japoney, ny isan'ny kanji ao amin'ny toyo kanji dia misy 1850 any ho any. Fa ny toyo kanji ankehitriny dia tsy ampiasaina intsony fa ny joyo kanji indray izao no ampiasaina na ianarana any am-pianarana. Ny Joyo kanji dia reforman'ny toyo kanji. Ny lisitry ny kanji ao amin'ny Joyo kanji dia natao tamin'ny 1981, ny isany ankehitriny dia misy 1945 any ho any ; ao amin'ny joyo kanji ao dia misy ny kanji ampiasaina anatin'ny fiainana mandavanandro tsy nisy tao amin'ny toyo kanji. <br /> == Sinoa == === Mandarina === Ny fandikana [[pinyin]] amin'ny teny [[latina]] dia lazaina hoe romanizasiona (romanisation). Ny romanizasiona ampiasaina any [[Sina]] dia ny romanizasiona Pinyin. Io romanizasiona io izao no tena ampiasaina rehefa miananatra ny fiteny sinoa ; any [[Taiwan]] indray, mbola ampiasaina ny Wade-giles tsindraindray, fa ny [[pinyin]] no tena be mpampiasa. Misy koa ny fandikana [[Bopomofo]] (ampiasaina any [[Taiwan]] indrindra, solon'ny pinyin, ampiasaina amin'ny fampianarana teny sinoa. Ny sandan'ity kanji ity amin'ny fandikana [[pinyin]] dia èr . . Ny Wade-Giles dia rômanizasiôna nampiasaina talohan'ny pinyin. Ny fanononana ity sinograma ity amin'ny romanizasiona Wade-Giles dia er4 === Koreana === Ny fanononana hangul ity kanji ity dia 이 * eumhun : 두 이, 풍신 이, 같을 이, 의심할 이 == Japonezy == Grady : kyōiku kanji (taona faha 1) == Jereo koa == {{toyo kanji}} [[Sokajy:Kanji]] [[Sokajy:Hanzi sinoa]] [[Sokajy:Hanja koreana]] [[ab:Ҩба]] [[ang:2 (ȝetæl)]] [[ar:2 (عدد)]] [[arc:2 (ܡܢܝܢܐ)]] [[ast:Dos]] [[av:КӀиго]] [[ay:Paya]] [[az:2 (ədəd)]] [[ba:2 (һан)]] [[be:Лік 2]] [[bg:2 (число)]] [[bi:Tu]] [[bo:༢ (གྲངས་ཀ།)]] [[br:Daou]] [[bug:2 (nomoro)]] [[ca:Dos]] [[cr:ᓃᔓ]]⏎ [[cs:2 (číslo)]] [[cv:2 (хисеп)]] [[da:2 (tal)]] [[de:Zwei]] [[el:2 (αριθμός)]] [[en:2 (number)]] [[eo:Du]] [[es:Dos]] [[et:Kaks]] [[eu:Bi]] [[ext:Dos]] [[fa:۲ (عدد)]] [[ff:Ɗiɗi]] [[fi:2 (luku)]] [[fj:Rua]] [[fo:2 (tal)]] [[fr:2 (nombre)]] [[fur:2 (numar)]] [[gan:2]] [[gl:Dous]] [[gn:Mokõi]] [[ha:Biyu]] [[hak:2]] [[he:2 (מספר)]] [[ht:2 (nonm)]] [[hu:2 (szám)]] [[ia:2 (numero)]] [[id:2 (angka)]] [[ig:Abụo]] [[ik:Malġuk]] [[is:Tveir]] [[it:2 (numero)]] [[ja:2]] [[ka:ორი]] [[kn:ಎರಡು]] [[ko:2]] [[koi:2 (кык)]] [[ku:Du]] [[kv:2 (кык)]] [[la:Duo]] [[lb:Zwee]] [[lbe:КӀива]] [[lg:Bbiri]] [[lmo:Nümar 2]] [[ln:Míbalé]] [[lt:2 (skaičius)]] [[lv:2 (skaitlis)]] [[mk:2 (број)]] [[ml:2 (അക്കം)]] [[mn:2 (тоо)]] [[ms:2 (nombor)]] [[my:၂]] [[myv:2 (ловома вал)]] [[nah:Ōme]] [[nap:Ddoje]] [[nds-nl:2 (getal)]] [[nl:2 (getal)]] [[nn:Talet 2]] [[no:2 (tall)]] [[nso:2 (nomoro)]] [[ny:Wiri]] [[or:୨ (ସଂଖ୍ୟା)]] [[pa:੨ (ਅੰਕ)]] [[pdc:Zwee]] [[pl:2 (liczba)]] [[pnb:2]] [[pt:Dois]] [[qu:Iskay]] [[rn:Kabiri]] [[ro:2 (cifră)]] [[ru:2 (число)]] [[rw:Kabiri]] [[scn:2 (nùmmaru)]] [[sh:2 (broj)]] [[si:දෙක]] [[simple:2 (number)]] [[sk:2 (číslo)]] [[sl:2 (število)]] [[sn:Piri]] [[so:Labo]] [[sr:2 (број)]] [[srn:Numro 2]] [[sv:2 (tal)]] [[ta:2 (எண்)]] [[te:రెండు]] [[th:2]] [[ti:ክልተ]] [[tk:2 (san)]] [[tl:2 (bilang)]] [[tr:2 (sayı)]] [[ts:Mbirhi]] [[tt:2 (сан)]] [[tum:Vibili]] [[uk:2 (число)]] [[uz:2 (son)]] [[ve:Mbili]] [[vep:2 (lugu)]] [[vi:2 (số)]] [[vls:2 (getal)]] [[war:2 (ihap)]] [[wo:Ñaar]] [[xal:2]] [[xh:Zimbini]] [[xmf:ჟირი]] [[yi:2 (נומער)]] [[yo:2 (nọ́mbà)]] [[za:Ngeih]] [[zh:2]] [[zh-min-nan:2]] [[zh-yue:2]] All content in the above text box is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike license Version 4 and was originally sourced from https://mg.wikipedia.org/w/index.php?diff=prev&oldid=499329.
![]() ![]() This site is not affiliated with or endorsed in any way by the Wikimedia Foundation or any of its affiliates. In fact, we fucking despise them.
|