Difference between revisions 513257 and 601849 on mgwiki

'''字''' dia kanji ampiasain'ny fiteny sinoa, ny fiteny koreanina, ary ny fiteny Japoney. Ao amin'ny teny Japoney, ity kanji ity dia voasokajy anaty sokajy kanji lazaina hoe ''toyo kanji'' na kanji fampiasa. <br> Ny toyo kanji dia sokajy isian'ny kanji fampiasa rehetra amin'ny teny Japoney, ny isan'ny kanji ao amin'ny toyo kanji dia misy 1850 any ho any. Fa ny toyo kanji ankehitriny dia tsy ampiasaina intsony fa ny joyo kan(contracted; show full)
== Japonezy ==
on’yomi : じ (ji) <br>
kun’yomi : あざ (aza), うむ (umu), ます (masu) 

== Jereo koa ==

{{toyo kanji}} [[sokajy:kanji]][[sokajy:hanzi sinoa]][[sokajy:hanja koreana]]


[[fr:字]]