Difference between revisions 559033 and 601768 on mgwiki

'''口''' dia kanji ampiasain'ny fiteny sinoa, ny fiteny koreanina, ary ny fiteny Japoney. Ao amin'ny teny Japoney, ity kanji ity dia voasokajy anaty sokajy kanji lazaina hoe ''toyo kanji'' na kanji fampiasa. <br> Ny toyo kanji dia sokajy isian'ny kanji fampiasa rehetra amin'ny teny Japoney, ny isan'ny kanji ao amin'ny toyo kanji dia misy 1850 any ho any. Fa ny toyo kanji ankehitriny dia tsy ampiasaina intsony fa ny joyo kan(contracted; show full)a. <br> Ny hangul aveo dia lasa evan'ny fitiavan-tanindrazana koreanina, satria io fomba fanoratana io no mahasamihafa azy amin'ny japoney miaina any atsinanana sy ny sinoa miaina any andrefana. <br> Hatra ny 2009, ny [[fiteny cia-cia]] fiteny any Indonezia, dia mampiasa ny fiteny hangul. <br> Ny fanononana ity hanja  ity dia  구  (gu)
* eumhun : 입 구 

== Japonezy ==
kana : くち (kuchi) 

== Jereo koa ==

{{toyo kanji}} [[sokajy:kanji]][[sokajy:hanzi sinoa]][[sokajy:hanja koreana]]


[[de:Radikal 30]]
[[en:Radical 30]]
[[fr:Radical 30]]
[[ja:口部]]
[[ko:口]]
[[nl:Radicaal 30]]
[[zh:口部 (部首)]]