Difference between revisions 600966 and 798477 on mgwiki{{vangovango}} {{mandika teny}} [[Sary:Sanzio 01 Pythagoras.jpg|140px|ankavanana|i Pythagore]] Ny [[Fanisana]] dia [[faritra|faritry]] ny [[siansa]] [[teôria|téôrika]] vita amin'ny fizohinkevitra lôjika ambon'ny kaonsepta ohatran'ny [[isa]], ny [[endrika]], ny [[rafitra]] sy ny [[voatra]]. Ny fanisana midika koa ny [[faritra]] ny fitadiavana mahangeza ny [[fahaizana]]. mMiavaka amin'ny siansa afa ny fanisana amin'ny fijereny manokana amin'ny zava-misy. Ara-tsaina be mihintsy ny fanisàna. == tantara == {{...}} Mety efa nampivelatra ny fahefany amin'ny fanisana ny olom-belona taloha ny fihisin'ny fanoratana. Hita tany Ishango tany fa efa nanana fahefana ara-panisàna ny olom-belona efa nisy 20.000 taona izay<ref>[http://www.sciencesnaturelles.be/museum/halls/prehist/ishango/flash/files/Ishango_FR_def.html Kibay n'Ishango - ISB]</ref>. == Jereo koa == * [[Siansa]] <small> <references/> </small> [[Sokajy:Fanisana]] [[Sokajy:Siansa]] All content in the above text box is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike license Version 4 and was originally sourced from https://mg.wikipedia.org/w/index.php?diff=prev&oldid=798477.
![]() ![]() This site is not affiliated with or endorsed in any way by the Wikimedia Foundation or any of its affiliates. In fact, we fucking despise them.
|