Revision 1019162 of "Fanisana" on mgwiki{{vangovango}}
{{mandika teny}}
[[Sary:Sanzio 01 Pythagoras.jpg|230x230px|ankavanana|i Pythagore]]
Ny [[Fanisana]] dia [[faritra|faritry]] ny [[siansa]] [[teôrika]] vita amin'ny fizohinkevitra lôjika ambon'ny kaonsepta ohatran'ny [[isa]], ny [[endrika]], ny [[rafitra]] sy ny [[voatra]]. Ny fanisana midika koa ny [[faritra]] ny fitadiavana mahangeza ny [[fahaizana]].
Miavaka amin'ny siansa afa ny fanisana amin'ny fijereny manokana amin'ny zava-misy. Ara-tsaina be mihintsy ny fanisàna.
== Tantara ==
{{...}}
Mety efa nampivelatra ny fahefany amin'ny fanisana ny olombelona taloha ny fisian'ny fanoratana. Hita tany Ishango tany fa efa nanana fahefana ara-panisàna ny olom-belona efa nisy 20.000 taona izay<ref>{{Cite web |title=Kibay n'Ishango - ISB |url=http://www.sciencesnaturelles.be/museum/halls/prehist/ishango/flash/files/Ishango_FR_def.html |accessdate=2009-05-02 |archivedate=2007-02-28 |archiveurl=https://web.archive.org/web/20070228142021/http://www.sciencesnaturelles.be/museum/halls/prehist/ishango/flash/files/Ishango_FR_def.html }}</ref>.
== Jereo koa ==
* [[Siansa]]
<small>
<references/>
</small>
[[Sokajy:Fanisana]]
[[Sokajy:Siansa]]All content in the above text box is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike license Version 4 and was originally sourced from https://mg.wikipedia.org/w/index.php?oldid=1019162.
![]() ![]() This site is not affiliated with or endorsed in any way by the Wikimedia Foundation or any of its affiliates. In fact, we fucking despise them.
|