Revision 470616 of "世" on mgwiki

[[sary:世-bw.png|200px|ankavanana|thumb|fanoratana ny sinograma 世]]

'''世''' dia kanji ampiasain'ny fiteny japoney, ny fiteny koreanina ary ny fiteny sinoa. Voasokajy ao amin'ny tōyō kanji 当用漢字'' tōyō kanji'', kanji fampiasa) ity kanji ity.

Ny tōyō kanji dia kanji miasa indrindra amin'ny fiteny Japoney, ny isany dia misy 1850. Ianarana mandritry ny enin-taona ny ankapoben'ny kanji. Ny joyo kanji (kanji 1945) no nanolo ny toyo kanji tamin'ny 1981. Lasa tola noho izany ny toyo kanji.

Ity kanji ity koa dia ao amin'ny joyo kanji. Ny joyo kanji dia lisitry ny kanji nolazain'ny ministeran'ny fampianarana japoney tamin'ny 10 Oktobra 1981. Ao amin'ny joyo kanji dia misy 1945 kanji lazaina hoe ilaina isan'andro (rehefa mamaky teny na rehefa manoratra) tokony fantatry ny mpianatra Japoney rehefa mivoakan'ny fianarana secondaire. Ny 1006 kanji voalohany ianarany (ao amin'ny joyo kanji) dia tenenina hoe kyōiku kanji.

Rehefa betsaka ny fomba anononana ny kanji iray, tononina arakaraka ny toerana isiany anatin'ny fehezanteny ilay kanji. Rehefa ampiasaina eny ivelan'ny toerana isiany ny kanji iray ka raha betska ny fomba anononana azy, dia azo atoro amin'ny furigana ny fanononana azy ; ny soratra ampiasaina amin'ny furigana dia hiragana na katakana. 

Hisy reforman'ny joyo kanji amin'ny 2010
== Sinoa ==

Ampiasaina amin'ny fanoratana sinoa nentindrazana sy notsorina ity kanji ity. Ary ireo ny dikany amin'ny fiteny sinoa sy amin'ny fiteny kantoney

=== Mandarina ===

Ny fandikana [[pinyin]] ny romanizasiôna (fandikana amin'ny abidy latina) ampiasaina any Sina. Any Taiwan, ampiasaina ny fandikana bopomofo (ho an'ny boky fianarana sy ho an'ny finday tsotsotra) na zhuyin fuhao, manana abidy manokana. 

Ampiasaina ihany koa ny [[Wade-Giles]] ho an'ny anaran-toerana soratana amin'ny teny latina, ara-drafipeo nohon'ny [[pinyin]] ny fanoratana Wade-Giles.
 
Ny fandikana [[pinyin]] amin'ny teny [[latina]] dia lazaina hoe romanizasiona (romanisation). Ny romanizasiona ampiasaina any [[Sina]] dia ny romanizasiona Pinyin. Io romanizasiona io izao no tena ampiasaina rehefa miananatra ny fiteny sinoa ; any [[Taiwan]] indray, mbola ampiasaina ny Wade-giles tsindraindray, fa ny [[pinyin]] no tena be mpampiasa. Misy koa ny fandikana [[Bopomofo]] (ampiasaina any [[Taiwan]] indrindra, solon'ny pinyin, ampiasaina amin'ny fampianarana teny sinoa. Ny sandan'ity kanji ity amin'ny fandikana [[pinyin]] dia  shì (shi4) 
. . Ny Wade-Giles dia rômanizasiôna nampiasaina talohan'ny pinyin. Ny fanononana ity sinograma ity amin'ny romanizasiona Wade-Giles dia  shih{{^|4}}

== Japoney ==

Ny famakiana [[fanononana on'yomi|on'yomi]] dia famakiana avy amin'ny fiteny sinoa. Miaraka ampiasaina amin'ny [[famakiana kun'yomi]] io famakiana io. Ny famakiana ''On'' dia ampiasaina ampiasaina amin'ny teny voalahatra.

Ny famakiana Kun'yomi dia famakiana avy amin'ny fiteny japoney ''ara-tantara''. Alohan'ny nahatongavan'ny kanji tao Japana sy ny famakiana [[fanononana on'yomi|on'yomi]] miaraka aminy, io no nampiasaina tany [[Japana]]. Hevitra fa tsy feo no entiny, ny olana mety misy amin'ny famakiana [[fanononana kun'yomi|kun'yomi]] dia izy manana vaninteny lavalava nohon'ny famakiana ''on'yomi'' (manana vaninteny iray ny ankabeazan'ny kanji manana famakiana on'yomi)

on’yomi : セイ (sei), セ (se), ソウ (sō)  <br />
kun’yomi :  よ (yo), さんじゅう (sanjū), とし* (toshi), ゆ* (yu), ゆき* (yuki) 

== Jereo koa ==

{{toyo kanji}} [[sokajy:kanji]][[sokajy:hanzi sinoa]][[sokajy:hanja koreana]]

[[be:Геалагічны аддзел]]
[[ca:Sèrie (estratigrafia)]]
[[de:Serie (Geologie)]]
[[en:Series (stratigraphy)]]
[[et:Ladestik]]
[[fr:Série stratigraphique]]
[[ja:世]]
[[nds:Serie (Geologie)]]
[[nl:Serie (stratigrafie)]]
[[pl:Oddział (geologia)]]
[[stq:Äidgeskichtelke Serie]]
[[uk:Геологічний відділ]]
[[vi:Thống (địa tầng)]]