Revision 520793 of "三" on mgwiki'''三''' dia kanji ampiasain'ny fiteny japoney, ny fiteny koreanina ary ny fiteny sinoa. Voasokajy ao amin'ny tōyō kanji 当用漢字'' tōyō kanji'', kanji fampiasa) ity kanji ity.
Ny tōyō kanji dia kanji miasa indrindra amin'ny fiteny Japoney, ny isany dia misy 1850. Ianarana mandritry ny enin-taona ny ankapoben'ny kanji. Ny joyo kanji (kanji 1945) no nanolo ny toyo kanji tamin'ny 1981. Lasa tola noho izany ny toyo kanji.
Ity kanji ity koa dia ao amin'ny joyo kanji. Ny joyo kanji dia lisitry ny kanji nolazain'ny ministeran'ny fampianarana japoney tamin'ny 10 Oktobra 1981. Ao amin'ny joyo kanji dia misy 1945 kanji lazaina hoe ilaina isan'andro (rehefa mamaky teny na rehefa manoratra) tokony fantatry ny mpianatra Japoney rehefa mivoakan'ny fianarana secondaire. Ny 1006 kanji voalohany ianarany (ao amin'ny joyo kanji) dia tenenina hoe kyōiku kanji.
Rehefa betsaka ny fomba anononana ny kanji iray, tononina arakaraka ny toerana isiany anatin'ny fehezanteny ilay kanji. Rehefa ampiasaina eny ivelan'ny toerana isiany ny kanji iray ka raha betska ny fomba anononana azy, dia azo atoro amin'ny furigana ny fanononana azy ; ny soratra ampiasaina amin'ny furigana dia hiragana na katakana.
Hisy reforman'ny joyo kanji amin'ny 2010
== Sinoa ==
Ampiasaina amin'ny fanoratana sinoa nentindrazana sy notsorina ity kanji ity. Ary ireo ny dikany amin'ny fiteny sinoa sy amin'ny fiteny kantoney
=== Mandarina ===
Ny fandikana [[pinyin]] ny romanizasiôna (fandikana amin'ny abidy latina) ampiasaina any Sina. Any Taiwan, ampiasaina ny fandikana bopomofo (ho an'ny boky fianarana sy ho an'ny finday tsotsotra) na zhuyin fuhao, manana abidy manokana.
Ampiasaina ihany koa ny [[Wade-Giles]] ho an'ny anaran-toerana soratana amin'ny teny latina, ara-drafipeo nohon'ny [[pinyin]] ny fanoratana Wade-Giles.
Ny fandikana [[pinyin]] amin'ny teny [[latina]] dia lazaina hoe romanizasiona (romanisation). Ny romanizasiona ampiasaina any [[Sina]] dia ny romanizasiona Pinyin. Io romanizasiona io izao no tena ampiasaina rehefa miananatra ny fiteny sinoa ; any [[Taiwan]] indray, mbola ampiasaina ny Wade-giles tsindraindray, fa ny [[pinyin]] no tena be mpampiasa. Misy koa ny fandikana [[Bopomofo]] (ampiasaina any [[Taiwan]] indrindra, solon'ny pinyin, ampiasaina amin'ny fampianarana teny sinoa. Ny sandan'ity kanji ity amin'ny fandikana [[pinyin]] dia sān
. . Ny Wade-Giles dia rômanizasiôna nampiasaina talohan'ny pinyin. Ny fanononana ity sinograma ity amin'ny romanizasiona Wade-Giles dia san1
=== Koreana ===
Ampiasain'ny fiteny koreanina koa ity kanji ity, azy hanja ([hanja]) no anarany amin'ny fiteny koreanina. Tsy ampiasaina intsony ny hanja any [[Korea avaratra]], fa mbola ampiasaina ihany any [[Korea Atsimo]] ho an'ny anaran-toerana sy anaran' olona. Matetika any Korea ampiasaina ny [[hangul]], moramora kokoa nohon'ny hanja sady mety tsara amin'ny fiteny koreanina. Ampiasaina koa ny hanja amin'ny haisoratra tsotra.
Voararan'i [[Yeonsan-gun]] ny fampianara hangul tamin'ny [[1504]] avy nanatsikera azy. Ary voarara avokoa ny lahatsoratra voasoratra amin'io abidy io. Ianaran'ny olona tsy [[manam-pahaizana]] (tsy afaka mandinika ny soratra sinoa) sy ny vehivavy ny hangul.
Evan'ny fitiavan-tanindrazana koreana ny fanoratana hangul, satria io fomba fanoratana io no mahasamihafa azy amin'ny japoney sy amin'ny sinoa ; ny dikan'ny ''hangeul'' amin'ny fiteny koreana dia ''fanoratan'i Korea'' amin'ny korea moderna. Tamin'ny Japana resy tamin'ny ady lehibe faharoa, io fomba fanoratana io no ianaran'ny vahoaka, na dia voazara roa aza ilay faritany.
Tamin'ny [[2009]], ampiasain'ny [[fiteny cia-cia]] ny soratra hangul any [[Indonezia]].
Ny fanononana hangul ity kanji ity dia 삼 (sam)
Ny fanononana eumhun (음훈; [[音]][[訓]]; avy amin'ny 音 « feo » + 訓 « dika », « fampianarana ») dia fanononana manampy ny mpianatra.
* [[eumhun]] : 석 삼
== Japonezy ==
Ny famakiana [[fanononana on'yomi|on'yomi]] dia famakiana avy amin'ny fiteny sinoa. Miaraka ampiasaina amin'ny [[famakiana kun'yomi]] io famakiana io. Ny famakiana ''On'' dia ampiasaina ampiasaina amin'ny teny voalahatra.
Ny famakiana Kun'yomi dia famakiana avy amin'ny fiteny japoney ''ara-tantara''. Alohan'ny nahatongavan'ny kanji tao Japana sy ny famakiana [[fanononana on'yomi|on'yomi]] miaraka aminy, io no nampiasaina tany [[Japana]]. Hevitra fa tsy feo no entiny, ny olana mety misy amin'ny famakiana [[fanononana kun'yomi|kun'yomi]] dia izy manana vaninteny lavalava nohon'ny famakiana ''on'yomi'' (manana vaninteny iray ny ankabeazan'ny kanji manana famakiana on'yomi)
Grady : kyoiku kanji 1
== Jereo koa ==
{{toyo kanji}}
[[Sokajy:Kanji]]
[[Sokajy:Hanzi sinoa]]
[[Sokajy:Hanja koreana]]
[[ab:Хҧа]]
[[ang:Þrīe]]
[[ar:3 (عدد)]]
[[arc:3 (ܡܢܝܢܐ)]]
[[ast:Trés]]
[[av:Лъабго]]
[[az:3 (ədəd)]]
[[ba:Өс]]
[[be:Лік 3]]
[[be-x-old:3 (лік)]]
[[bg:3 (число)]]
[[bi:Tri]]
[[bo:༣ (གྲངས་ཀ།)]]
[[br:Tri]]
[[bs:3 (broj)]]
[[bug:3 (nomoro)]]
[[ca:Tres]]
[[cr:ᓂᔥᑐ]]
[[cs:3 (číslo)]]
[[cv:3 (хисеп)]]
[[cy:Tri]]
[[da:3 (tal)]]
[[de:Drei]]
[[en:3 (number)]]
[[eo:Tri]]
[[es:Tres]]
[[eu:Hiru]]
[[fa:۳ (عدد)]]
[[ff:Tati]]
[[fi:3 (luku)]]
[[fj:Tolu]]
[[fo:3 (tal)]]
[[fr:3 (nombre)]]
[[gan:3]]
[[gl:Tres]]
[[gn:Mbohapy]]
[[ha:Uku]]
[[hak:3]]
[[he:3 (מספר)]]
[[ht:3 (nonm)]]
[[hu:3 (szám)]]
[[ia:3 (numero)]]
[[id:3 (angka)]]
[[ig:Atọ]]
[[ik:Piŋasut]]
[[is:Þrír]]
[[it:3 (numero)]]
[[ja:3]]
[[ka:სამი]]
[[kn:ಮೂರು]]
[[ko:3]]
[[koi:3 (куим)]]
[[ku:Sê (hejmar)]]
[[kv:3 (куим)]]
[[la:Tres]]
[[lb:Dräi]]
[[lbe:Шанма]]
[[lg:Ssatu]]
[[lmo:Nümar 3]]
[[ln:Mísáto]]
[[lt:3 (skaičius)]]
[[lv:3 (skaitlis)]]
[[mk:3 (број)]]
[[mn:3 (тоо)]]
[[ms:3 (nombor)]]
[[myv:3 (ловома вал)]]
[[nah:Ēyi]]
[[nl:3 (getal)]]
[[nn:Talet 3]]
[[no:3 (tall)]]
[[nso:3 (nomoro)]]
[[or:୩ (ସଂଖ୍ୟା)]]
[[pa:੩ (ਅੰਕ)]]
[[pdc:Drei]]
[[pl:3 (liczba)]]
[[pnb:3]]
[[pt:Três]]
[[qu:Kimsa]]
[[rn:Gatatu]]
[[ro:3 (cifră)]]
[[ru:3 (число)]]
[[scn:3 (nummiru)]]
[[sh:3 (broj)]]
[[simple:3 (number)]]
[[sk:3 (číslo)]]
[[sl:3 (število)]]
[[sn:Tatu]]
[[so:Sadax]]
[[sr:3 (број)]]
[[srn:Numro 3]]
[[sv:3 (tal)]]
[[ta:3 (எண்)]]
[[te:మూడు]]
[[th:3]]
[[ti:ሰለስተ]]
[[tk:3 (san)]]
[[tl:3 (bilang)]]
[[tr:3 (sayı)]]
[[ts:Nharhu]]
[[tt:3 (сан)]]
[[tum:Vitatu]]
[[uk:3 (число)]]
[[uz:3 (son)]]
[[ve:Raru]]
[[vep:3 (lugu)]]
[[vi:3 (số)]]
[[vls:3 (getal)]]
[[war:3 (ihap)]]
[[wo:Ñatt]]
[[xal:3]]
[[xh:Zintathu]]
[[xmf:სუმი]]
[[yi:3 (נומער)]]
[[yo:3 (nọ́mbà)]]
[[za:Sam]]
[[zh:3]]
[[zh-min-nan:3]]
[[zh-yue:3]]All content in the above text box is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike license Version 4 and was originally sourced from https://mg.wikipedia.org/w/index.php?oldid=520793.
![]() ![]() This site is not affiliated with or endorsed in any way by the Wikimedia Foundation or any of its affiliates. In fact, we fucking despise them.
|