Revision 600849 of "SOV" on mgwiki

{{ébauche|Fiteny}}

Ny fiteny manana rafi-pitenenana ''SOV'', dia manana rafi-pitenenana ''Sujet''-Objet-'''Verbe''' (''lazaina''-Zavatra-'''Matoanteny''') Manana io fehezanteny io ny fiteny Japoney

Ny hafa mampiasa rafi-pitenenana SOV koa dia fiteny Ainoa, Akkadiana, Amharika, Armeniana, Aymaraha, Baska, Bengalia, Birmana, Burushaski, Elamita, Hindi, Hittita, Hopia, Itelmen, Kannada, Koreana, Korda, Mandchoa, Marati, Mongoliana, Navajo, Nepali, Nivkh, Nobiin, Pāli, Pashtô, Persiana, Punjabi, Quechua, Sanskrity, Singaley, ny ankabeazan'ny teny Indo-arianina hafa ary ny fiteny somali

=== Ohatra ===

* [[kana]]-[[kanji]] : 私は箱を開けます。 
* [[Rōmaji]] : ''watashi.wa.hako.o.a.ke.ma.su.''
* dika tsotra : ''Izaho boâty manokatra''
* dika tsara : '''Manokatra''' boâty ''aho''

=== Jereo Koa ===
{{Tipolojia ny teny}}

[[Sokajy:Tipolojia ny fiteny]]