Revision 601833 of "匁" on mgwiki'''匁''' dia kanji ampiasain'ny fiteny sinoa, ny fiteny koreanina, ary ny fiteny Japoney. Ao amin'ny teny Japoney, ity kanji ity dia voasokajy anaty sokajy kanji lazaina hoe ''toyo kanji'' na kanji fampiasa.
Ny toyo kanji dia sokajy isian'ny kanji fampiasa rehetra amin'ny teny Japoney, ny isan'ny kanji ao amin'ny toyo kanji dia misy 1850 any ho any. Fa ny toyo kanji ankehitriny dia tsy ampiasaina intsony fa ny joyo kanji indray izao no ampiasaina na ianarana any am-pianarana. Ny Joyo kanji dia reforman'ny toyo kanji. Ny lisitry ny kanji ao amin'ny Joyo kanji dia natao tamin'ny 1981, ny isany ankehitriny dia misy 1945 any ho any ; ao amin'ny joyo kanji ao dia misy ny kanji ampiasaina anatin'ny fiainana mandavanandro tsy nisy tao amin'ny toyo kanji.

== Koreana ==
Ampiasain'ny fiteny koreanina koa ity sinograma ity, ary hanja no anarany amin'ny fiteny koreanina. Tsy dia ampiasain'ny korea firy intsony ny hanja, indrindra any Korea avaratra, fa mbola ampiasaina ihany any [[Korea Atsimo]] ho an'ny anaran-toerana sy ny anaran-olona. Matetika any Korea ampiasaina ny [[hangul]] ; ary ny hangul koa dia moramora kokoa sady mety tsara ho an'ny fiteny koreanina nohon'ny hanja.
Voararan'i [[Yeonsan-gun]] ny hangul tamin'ny [[1504]] ary nanatsikera azy. Ary voarara avokoa ny lahatsoratra sy zavatra nosoratana tamin'io abidy io. Fa na dia izany, mbola nianaran'ny olona tsy manam-pahaizana ihany ilay abidy toy ny vehivavy sy ny tambanivohitra, olona tsy mahazo mianatra ny sinograma.
Ny hangul aveo dia lasa evan'ny fitiavan-tanindrazana koreanina, satria io fomba fanoratana io no mahasamihafa azy amin'ny japoney miaina any atsinanana sy ny sinoa miaina any andrefana.
Hatra ny 2009, ny [[fiteny cia-cia]] fiteny any Indonezia, dia mampiasa ny fiteny hangul.
Ny fanononana ity hanja ity dia 문
* eumhun : 몸메 문
== Japonezy ==
kun’yomi : もんめ (momme)
== Jereo koa ==
{{toyo kanji}}
[[Sokajy:Kanji]]
[[Sokajy:Hanzi sinoa]]
[[Sokajy:Hanja koreana]]All content in the above text box is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike license Version 4 and was originally sourced from https://mg.wikipedia.org/w/index.php?oldid=601833.
![]() ![]() This site is not affiliated with or endorsed in any way by the Wikimedia Foundation or any of its affiliates. In fact, we fucking despise them.