Revision 815214 of "Fanisana" on mgwiki

{{vangovango}}
{{mandika teny}}
[[Sary:Sanzio 01 Pythagoras.jpg|230x230px|ankavanana|i Pythagore]]
Ny [[Fanisana]] dia [[faritra|faritry]] ny [[siansa]] [[teôrika]] vita amin'ny fizohinkevitra lôjika ambon'ny kaonsepta ohatran'ny [[isa]], ny [[endrika]], ny [[rafitra]] sy ny [[voatra]]. Ny fanisana midika koa ny [[faritra]] ny fitadiavana mahangeza ny [[fahaizana]].

Miavaka amin'ny siansa afa ny fanisana amin'ny fijereny manokana amin'ny zava-misy. Ara-tsaina be mihintsy ny fanisàna.

== Tantara ==
{{...}}
Mety efa nampivelatra ny fahefany amin'ny fanisana ny olombelona taloha ny fisian'ny fanoratana. Hita tany Ishango tany fa efa nanana fahefana ara-panisàna ny olom-belona efa nisy 20.000 taona izay<ref>[http://www.sciencesnaturelles.be/museum/halls/prehist/ishango/flash/files/Ishango_FR_def.html Kibay n'Ishango - ISB]</ref>.

== Jereo koa ==

* [[Siansa]]
<small>
<references/>
</small>

[[Sokajy:Fanisana]]
[[Sokajy:Siansa]]